Job 38:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahasandratra ny feonao ho amin’ny rahona matevina va ianao mba hanafotra anao ny rano mandriaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahasandratra ny feonao hatrany amin’ny rahona va ianao, hilatsahan’ny orana mandriaka ho atỳ aminao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampy hampitosaka ny ranobe aminao ve ny fanandratanao baiko amin’ny rahona?
Malagasy Bible 1865
Mahasandratra ny feonao ho amin'ny rahona matevina va ianao, Mba hanafotra anao ny rano mandriaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahasandratra ny feonao ho amin’ny rahona matevina va ianao mba hanafotra anao ny rano mandriaka?
malagasy
Mahasandratra ny feonao ho amin'ny rahona matevina va ianao, Mba hanafotra anao ny rano mandriaka?