Job 38:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no nanao ny rahona matevina ho fitoeram-pahendrena ary irerỳ miseho erỳ an-danitra ho fampisehoana ny fahalalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nametraka fahendrena tao anatin’ny rahona, sy nanome fahalalana ny zava-mitranga amin’ny habakabaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no milaza amin’ny vorona ibisy fa hiakatra ny ony Neily? Iza no mampahalala ny akoholahy fa ho avy ny orana?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no nanao ny rahona matevina ho fitoeram-pahendrena, Ary irery miseho erỳ an-danitra ho fampisehoana ny fahalalana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no nanao ny rahona matevina ho fitoeram-pahendrena ary irerỳ miseho erỳ an-danitra ho fampisehoana ny fahalalana?
malagasy
Iza moa no nanao ny rahona matevina ho fitoeram-pahendrena, Ary irery miseho erỳ an-danitra ho fampisehoana ny fahalalana? [Na: Iza no nanisy fahalalana ao am-pon'ny olona? Ary iza no nanome fahalalana ho ao an-tsaina?]