Job 38:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no manam-pahendrena mahisa ny rahom-potsy manify? Ary iza no mampitongilana ny fitoeran-dranon’ny lanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mahay manapitra isa ny rahona, sy manatongilana ny fitoeran-dranon’ny lanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no manam-pahaizana mahaisa ny rahona? Iza no mampitotongana ireo siniben-drano any an-danitra, hampitosaka ranonorana mivatravatra
Malagasy Bible 1865
Iza moa no manam-pahendrena mahisa ny rahom-potsy manify? Ary iza no mahatankina ny fitoeran-dranon 'ny lanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no manam-pahendrena mahisa ny rahom-potsy manify? Ary iza no mampitongilana ny fitoeran-dranon’ny lanitra
malagasy
Iza moa no manam-pahendrena mahisa ny rahom-potsy manify? Ary iza no mahatankina ny fitoeran-dranon'ny lanitra, [Heb. siny hoditra]