Job 38:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahay mihaza remby ho an’ny liom-bavy va ianao ary mahafaka ny hanoanan’ny liona tanora
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao va no mizaha remby ho an’ny liom-bavy, sy manafa-kanoanana ny liona tanora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao va no mihaza remby ho an’ny liom-bavy na mahavoky ny zana-diona noana,
Malagasy Bible 1865
Mahay mihaza toha ho an'ny liom-bavy va ianao, sy mahafaka ny fahalianan'ny liona tanora,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahay mihaza remby ho an’ny liom-bavy va ianao ary mahafaka ny hanoanan’ny liona tanora
malagasy
Mahay mihaza toha ho an'ny liom-bavy va ianao, sy mahafaka ny fahalianan'ny liona tanora,