Job 38:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taiza ianao fony Aho nanorina ny tany? Ambarao raha hainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba taiza moa ianao fony Aho nandatsaka ny fanorenan’ny tany? Lazao raha manam-pahalalana ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taiza moa ianao fony Aho nanorina ny tany? ambarao Ahy raha manam-pahalalana tokoa ianao.
Malagasy Bible 1865
Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taiza ianao fony Aho nanorina ny tany? Ambarao raha hainao.
malagasy
Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.