Job 38:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mamitsaka ao amin’ny fitoerany izy ary manotrika ao amin’ny kirihitrala?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mamitsaka ao amin’ny lavany ireny, na manotrika ao amin’ny kirihitr’ala?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha mamitsaka ao an-davany izy na manotrika anaty kirihitra?
Malagasy Bible 1865
Raha mamitsaka ao amin'ny fitoerany izy ary manotrika ao amin'ny kirihitrala?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mamitsaka ao amin’ny fitoerany izy ary manotrika ao amin’ny kirihitrala?
malagasy
Raha mamitsaka ao amin'ny fitoerany izy ary manotrika ao amin'ny kirihitrala?Iza moa no manome hanina ny goaika, raha mitaraina amin'Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?