Job 38:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no manome hanina ny goaika raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no manoman-kanina ho an’ny goaika, raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany, ka mirenireny atsỳ sy arỳ tsy mahita hanina ireny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mikarakara ny hanin’ny goaika raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no manome hanina ny goaika, raha mitaraina amin'Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no manome hanina ny goaika raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?
malagasy
Iza moa no manome hanina ny goaika, raha mitaraina amin'Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?