Job 38:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza ary no nandidy izay ho refiny raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny kofehy fandrefesana teo aminy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nametra izay ho refiny? Fantatrao va? Iza no nanenjana ny famolaina teo aminy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nametra ny refiny raha hainao? Ary iza no nanenjana izay andrefesana azy?
Malagasy Bible 1865
Iza ary no nandidy izay ho refiny, raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny famolaina teo aminy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza ary no nandidy izay ho refiny raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny kofehy fandrefesana teo aminy?
malagasy
Iza ary no nandidy izay ho refiny, raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny famolaina teo aminy?