Job 38:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha niara-nihira ny kintan’ny maraina ary nihoby avokoa ireo zanak’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha niara-nihira ny kintan’ny maraina, sady nihobim-pifaliana avokoa ireo zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha niara-nihira ny kintan’ny maraina ary nihoby avokoa ireo anjelin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Raha niara-nihira ny kintan'ny maraina, ary nihoby avokoa ireo zanak'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha niara-nihira ny kintan’ny maraina ary nihoby avokoa ireo zanak’Andriamanitra?
malagasy
Raha niara-nihira ny kintan'ny maraina, ary nihoby avokoa ireo zanak'Andriamanitra?