Job 38:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nanidy ny ranomasina tamin’ny varavarana, fony izy nivoaka nisavoamboana avy any am-bohoka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nanidy varavarana tsy hihoaran’ny ranomasina, raha nifantsitsitra nivoaka avy tamin’ny lalina izy?
Malagasy Bible 1865
Ary iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina, raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
malagasy
Ary iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina, raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,