Job 38:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny haizim-pito ho fonony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho, ary ny zavona matevina ho lambam-pandriany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampitafiako rahona ny ranomasina ary nofonosiko zavona matevina.
Malagasy Bible 1865
Raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny aizim-pito ho fonony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny haizim-pito ho fonony,
malagasy
Raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny aizim-pito ho fonony,