Job 39:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao va ny fotoana fiterahan’ny osidia any amin’ny harambato? Voahevitrao va ny fiterahan’ny dieravavy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahalala ny fotoana fiterahan’ny osy dia va ianao? Nodinihinao va ny serfa vavy raha miteraka izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao ve ny fotoana fiterahan’ny osidia? voadinikao ve ny diera vavy raha miteraka?
Malagasy Bible 1865
Fantatrao va ny fotoana fiterahan'ny osi-dia any amin'ny harambato? Voahevitrao va ny fiterahan'ny dieravavy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao va ny fotoana fiterahan’ny osidia any amin’ny harambato? Voahevitrao va ny fiterahan’ny dieravavy?
malagasy
Fantatrao va ny fotoana fiterahan'ny osi-dia any amin'ny harambato? Voahevitrao va ny fiterahan'ny dieravavy?