Job 39:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahafatotra ny ombimanga amin’ny mahazaka ho ao am-bavaasanao va ianao? Na, mety manaraka anao handravona bainga any an-dohasaha va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafatotrao amin’ny tady eny am-bava asanao, na hanaraka anao hamaky bainga eny an-dohasaha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voafolakao hiasa ny sahanao ve izy sy hitarika hersa eny an-dohasaha?
Malagasy Bible 1865
Mahafatotra ny ombimanga amin'ny mahazaka ho ao am-bavasanao va ianao? Na mety manaraka anao handravona bainga any an-dohasaha va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahafatotra ny ombimanga amin’ny mahazaka ho ao am-bavaasanao va ianao? Na, mety manaraka anao handravona bainga any an-dohasaha va izy?
malagasy
Mahafatotra ny ombimanga amin'ny mahazaka ho ao am-bavasanao va ianao? Na mety manaraka anao handravona bainga any an-dohasaha va izy?