Job 39:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azonao itokiana va izy satria lehibe ny heriny? Ary havelanao hataony va ny asanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitokianao va izy satria matanjaka tokoa, ka havelanao hanao ny asanao va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatoky azy noho ny tanjany ve ianao ka hamela ny asanao hovitainy?
Malagasy Bible 1865
Azonao itokiana va izy satria lehibe ny heriny? Ary havelanao hataony va ny asanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azonao itokiana va izy satria lehibe ny heriny? Ary havelanao hataony va ny asanao?
malagasy