Job 39:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy ary hanangona izany ho eo am-pamoloananao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitokianao hampiditra ny vokatrao va izy? sy hanangona ny varinao ho eo am-pamoloanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiantehitra aminy hampiditra ny vokatrao sy hanangona izany am-pamoloana ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy sy hanangona izany ho eo am-pamoloanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy ary hanangona izany ho eo am-pamoloananao?
malagasy
Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy sy hanangona izany ho eo am-pamoloanao?