Job 39:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mikopakopaka noho ny hafaliana ny elatry ny aotirisy, nefa mahalemy fanahy azy va ny elany sy ny volony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mikopakopaka an-kafaliana ny elatry ny ostritsa, fa tsy mba manana elatra be antra na ny volon’ny vanobe izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly mikopakopaka elatra ny ôtrisy; kanefa tsy mampalemy fanahy azy toy ny vano na ny elany na ny volo malefaka ananany.
Malagasy Bible 1865
Mikopakopaka noho ny fifaliana ny elatry ny ostritsa; Nefa mahalemy fanahy azy va ny elany sy ny volony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mikopakopaka noho ny hafaliana ny elatry ny aotirisy, nefa mahalemy fanahy azy va ny elany sy ny volony?
malagasy
Mikopakopaka noho ny fifaliana ny elatry ny ostritsa; Nefa mahalemy fanahy azy va ny elany sy ny volony?