Job 39:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilaozany anaty tany ny atodiny ka avelany hafanain’ny vovoka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ilaozany eo amin’ny tany ny atodiny, dia avelany hohafanain’ny fasika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mandao ny atodiny amin’ny tany izy ka mamela azy hokotrehin’ny fasika mafana,
Malagasy Bible 1865
Tsia, fa mandao ny atodiny ao amin'ny tany izy ka mamela azy ho afanain'ny vovoka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilaozany anaty tany ny atodiny ka avelany hafanain’ny vovoka
malagasy
Tsia, fa mandao ny atodiny ao amin'ny tany izy ka mamela azy ho afanain'ny vovoka,