Job 39:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ahiny ny ho voaporitry ny tongotra ireo na ho voahitsaky ny bibidia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hadinony fa mety ho voahitsaky ny tongotra, na ho montsan’ny biby any an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy ahiny mety hisy mpanitsaka ireo na mety ho voahosihosin’ny bibidia.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy ahiny izay ho voaporitry ny tongotra ireo. Na ho voahitsaky ny bibi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ahiny ny ho voaporitry ny tongotra ireo na ho voahitsaky ny bibidia.
malagasy
Ary tsy ahiny izay ho voaporitry ny tongotra ireo. Na ho voahitsaky ny bibi-dia.