Job 39:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny fitondrany ny zanany fa ataony hoatra ny tsy azy ireny; tsy ahoany akory na dia mila ho very foana aza izay nisasarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mafy fo ho an’ny zanany, hoatra ny tsy azy akory izy, tsy mampaninona azy na dia foana aza ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reny mafy fo amin-janaka ny ôtrisy, fa ataony hoatra ny tsy azy akory ireo; na dia very maina izay nisasarany, dia tsy mampaninona azy mihitsy izany.
Malagasy Bible 1865
Tsy tia ny zanany izy fa ataony hoatra ny tsy azy ireny; Efa very foana izay nisasarany, nefa tsy ahoany akory izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny fitondrany ny zanany fa ataony hoatra ny tsy azy ireny; tsy ahoany akory na dia mila ho very foana aza izay nisasarany.
malagasy
Tsy tia ny zanany izy fa ataony hoatra ny tsy azy ireny; Efa very foana izay nisasarany, nefa tsy ahoany akory izany;