Job 39:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nesorin’Andriamanitra taminy ny fahendrena ary tsy nomeny anjara fahalalana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nolavin’Andriamanitra tsy ho azy ny fahendrena, ary tsy mba nomeny azy ny fahalalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mba nataoko manam-pahendrena izy ary tsy mba nomeko anjara fahaizana.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nampanadinoin'Andriamanitra ny fahendrena izy, ary Tsy nomeny anjara fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nesorin’Andriamanitra taminy ny fahendrena ary tsy nomeny anjara fahalalana izy.
malagasy
Fa efa nampanadinoin'Andriamanitra ny fahendrena izy, ary Tsy nomeny anjara fahalalana.