Job 39:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mikopakopaka elatra toa hanidina izy dia ihomehezany ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mikopaka elatra sy miezaka kosa anefa izy, ihomehezany foana ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha vao mitraka sy miainga hihazakazaka izy, dia tsy mahomby azy ny soavaly sy ny mpitaingina.
Malagasy Bible 1865
Raha mikopakopak'elatra toa hanidina izy, dia ihomehezany ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mikopakopaka elatra toa hanidina izy dia ihomehezany ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
malagasy
Raha mikopakopak'elatra toa hanidina izy, dia ihomehezany ny soavaly sy ny mpitaingina azy.