Job 39:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa manome hery ny soavaly va ianao na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao va no manome hery ny soavaly, sy mandravaka vombo mihofahofa amin’ny vozony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao ve no mampahatanjaka ny soavaly na manafy vombo mihofahofa ny vozony
Malagasy Bible 1865
Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa manome hery ny soavaly va ianao na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
malagasy
Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony?