Job 39:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahisa ny volana itondrany vohoka va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba efa nanisa ny volana maha-bevohoka ireny va ianao, ka mahafantatra ny fotoana fiterahany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Firy volana no itondrany vohoka raha voaisanao, ary fantatrao ve ny fotoana fiterahany?
Malagasy Bible 1865
Mahisa ny andro ahatanterahany va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahisa ny volana itondrany vohoka va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
malagasy
Mahisa ny andro ahatanterahany va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany? [Heb. ny volana taperiny]