Job 39:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahay mampitsipika azy tahaka ny valala va ianao? Mahatsiravina ny hamafin’ny fiefonefony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mampitsipika azy hoatry ny valala? Mamelona fampatahorana ny fanenony miandranandrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na mampifalihavanja azy toa valala? Mampihorohoro ny fihiakany sahisahy!
Malagasy Bible 1865
Mahay mampitsipika azy tahaka ny valala va ianao? Mahatsiravina ny hamafin'ny fiefonefony!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahay mampitsipika azy tahaka ny valala va ianao? Mahatsiravina ny hamafin’ny fiefonefony!
malagasy
Mahay mampitsipika azy tahaka ny valala va ianao? Mahatsiravina ny hamafin'ny fiefonefony!