Job 39:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihehy ao amin’ny lohasaha izy ka mifalifaly noho ny heriny; mandroso hanetra ny ady izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihehy tany amin’ny tongony izy sady miedinedina noho ny heriny, miantoraka hanetra ny ady izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihehy ao an-dohasaha izy ary mientan-kafaliana asesiky ny heriny ka mitroatra hisedra fiadiana.
Malagasy Bible 1865
Mihehy ao amin'ny lohasaha izy ka mifalifaly noho ny heriny; Mandroso hanetra ny ady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihehy ao amin’ny lohasaha izy ka mifalifaly noho ny heriny; mandroso hanetra ny ady izy.
malagasy
Mihehy ao amin'ny lohasaha izy ka mifalifaly noho ny heriny; Mandroso hanetra ny ady izy.[Heb. fiadiana]