Job 39:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ihomehezany ny tahotra ary tsy mivadi-po izy sady tsy mianotra manoloana ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ihomehezany fotsiny ny fampitahorana, fa tsy misy mampimàlo azy akory, ka tsy mianòtra izy eo anoloan’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mampiraika azy ny tahotra ka tsy mivadi-po izy ary tsy ny sabatra no hampihemotra azy.
Malagasy Bible 1865
Mihomehy ny tahotra izy, fa tsy mety mivadi-po. Ary tsy mianotra amin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ihomehezany ny tahotra ary tsy mivadi-po izy sady tsy mianotra manoloana ny sabatra.
malagasy
Mihomehy ny tahotra izy, fa tsy mety mivadi-po. Ary tsy mianotra amin'ny sabatra.