Job 39:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miriotra mafy amin’ny fahavinirana sy ny fahatezerana izy ka tsy mety mijanona intsony rehefa maneno ny anjomara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihivingivina izy, mihoalahoala izy, mirimorimo mafy erỳ izy, tsy mahajanona intsony nony vao velona ny bingona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihoalahoalam-pahavinirana izy ka lasa miriotra sady tsy tana rehefa maneno ny anjomara.
Malagasy Bible 1865
Miriotra mafy amin'ny fahavinirana sy ny fahatezerana izy ka tsy mety mijanona intsony, rehefa maneno ny anjomara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miriotra mafy amin’ny fahavinirana sy ny fahatezerana izy ka tsy mety mijanona intsony rehefa maneno ny anjomara.
malagasy
Miriotra mafy amin'ny fahavinirana sy ny fahatezerana izy ka tsy mety mijanona intsony, rehefa maneno ny anjomara. [Heb. Mitelina ny tany][Na: Tsy mino izy fa feon'ny anjomara izany]