Job 39:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahendrenao va no mampisidina ny hitsikitsika sy mampamelatra ny elany hianatsimo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahendrenao va no iezahan’ny voromahery hanidina, sy hamelarany ny elany hianatsimo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahaizanao ve no mampanidina ny papango rehefa mamelatra ny elany hianatsimo izy?
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrenao va no mampanidina ny hitsikitsika sy mampamelatra ny elany hianatsimo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahendrenao va no mampisidina ny hitsikitsika sy mampamelatra ny elany hianatsimo?
malagasy
Ny fahendrenao va no mampanidina ny hitsikitsika sy mampamelatra ny elany hianatsimo?