Job 39:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny didinao va no iakaran’ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Baikonao va no hisondrotan’ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Baikonao ve no iakaran’ny voromahery sy anaovany akany eny an-tendrombohitra?
Malagasy Bible 1865
Noho ny didinao va no iakaran'ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny didinao va no iakaran’ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
malagasy
Noho ny didinao va no iakaran'ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?