Job 39:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny amin’ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia any an-tendron’ny harambato izay mandany mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Monina eny amin’ny haram-bato izy, miorim-ponenana eny an-tsefatsefa-bato, an-tampon’ny havoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny haram-bato no onenany sy itoerany dia ny tendrony maranitra tsy hay anihina.
Malagasy Bible 1865
Eny amin'ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia eo an-tampon'ny harambato sy ao amin'ny fiarovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny amin’ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia any an-tendron’ny harambato izay mandany mafy.
malagasy
Eny amin'ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia eo an-tampon'ny harambato sy ao amin'ny fiarovana.