Job 39:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any no itiliany ny remby; mahatsinjo lavitra ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eny izy, no mitsikilo ny rembiny, ka mahiratra mahatazana lavitra ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny no itiliany ny remby fa mahatazan-davitra ny masony.
Malagasy Bible 1865
Any no itazanany remby; Mahatsinjo lavitra ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any no itiliany ny remby; mahatsinjo lavitra ny masony.
malagasy
Any no itazanany remby; Mahatsinjo lavitra ny masony.Mitsentsitra rà ny zanany, ary izay itoeran'ny faty dia any izy.