Job 39:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miondrika izy ka teraka sady afaka ny farariany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandohalika ireny, miteraka ny zanany, dia tapitra eo no ho eo ny fanaintainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitorovoka izy mandatsaka ny zanany sady mampisinda ny fanaintainany.
Malagasy Bible 1865
Miondrika izy ka teraka, sady alefany ny faharariany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miondrika izy ka teraka sady afaka ny farariany.
malagasy
Miondrika izy ka teraka, sady alefany ny faharariany.