Job 39:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsentsitra ra ny zanany ary izay itoeran’ny faty dia any izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ra no fisotron’ny zanany; ary izay misy faty, dia ahitana azy avokoa».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsentsi-dra aoka izany ireo zanany; ka na aiza na aiza itoeran’ny faty, dia ifamotoanan’ny voromahery.
Malagasy Bible 1865
Mitsentsitra rà ny zanany, ary izay itoeran'ny faty dia any izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsentsitra ra ny zanany ary izay itoeran’ny faty dia any izy.
malagasy
Mitsentsitra rà ny zanany, ary izay itoeran'ny faty dia any izy.