Job 39:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Donga ny zanany, mihalehibe eny an-tampon-tanety eny; lasa mandeha izy ka tsy miverina eo aminy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihamatanjaka sy mihalehibe any an’efitra ny zanany, dia lasa izy ka tsy miverina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any an-kodahoda any ireo zanany ireo no mihamatanjaka sy mihalehibe ka lasa tsy miverina intsony.
Malagasy Bible 1865
Donga ny zanany, mihalehibe any an-efitra ireny; Mivoaka izy ka tsy mety miverina intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Donga ny zanany, mihalehibe eny an-tampon-tanety eny; lasa mandeha izy ka tsy miverina eo aminy intsony.
malagasy
Donga ny zanany, mihalehibe any an-efitra ireny; Mivoaka izy ka tsy mety miverina intsony.