Job 39:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no namela ny borikidia hikarenjy? Ary iza no efa namaha ny fatoran’ny borikidia
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nandefa ny ampondra dia hikarenjy, ary zovy no namaha fatorana ny boriky dia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nandefa ny borikidia hikarenjy? Zovy no namaha fatorana azy handeha?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no nandefa ny boriki-dia ho karenjy? Ary iza no namaha ny fatoran'ny boriki-dia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no namela ny borikidia hikarenjy? Ary iza no efa namaha ny fatoran’ny borikidia
malagasy
Iza moa no nandefa ny boriki-dia ho karenjy? Ary iza no namaha ny fatoran'ny boriki-dia,