Job 39:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nomeko ny tany ngazana ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nomeko ny efitra ho tranony, sy ny tany lemaka misy sira ho fonenany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa efa nomeko ho fitoerany ny tany hay, ary ho fonenany kosa ny tanin-tsira.
Malagasy Bible 1865
Izay nomeko ny tani'hay ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nomeko ny tany ngazana ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?
malagasy
Izay nomeko ny tani'hay ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?