Job 39:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ihomehezany ny tabataba ao an-tanàna; tsy ahoany akory ny antsoantson’ny mpandroaka boriky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ahoany akory izay fitabataban’ny any an-tanàna, tsy reny akory izay hoe feon’ny tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy raharahainy ny tabataba ao an-tanàna ary tsy mba reny na oviana na oviana ny fitrerotreron’olona mpampiasa.
Malagasy Bible 1865
Ihomehezany ny fitabatabana ao an-tanàna; Tsy ahoany akory ny fiantsoantson'ny mpampandeha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ihomehezany ny tabataba ao an-tanàna; tsy ahoany akory ny antsoantson’ny mpandroaka boriky.
malagasy
Ihomehezany ny fitabatabana ao an-tanàna; Tsy ahoany akory ny fiantsoantson'ny mpampandeha;