Job 39:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mikarenjy any an-tendrombohitra rehetra any izy mitady ny kijanany ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitetitety ny tendrombohitra hahitany hanina izy, izay mety hahitana volon’ahi-maitso dia alehany avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tendrombohitra fitetiny no fihinanany, ka rehefa ahi-maitso dia katsahiny avokoa.
Malagasy Bible 1865
Any an-tendrombohitra rehetra any no fihinanany, ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mikarenjy any an-tendrombohitra rehetra any izy mitady ny kijanany ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.
malagasy
Any an-tendrombohitra rehetra any no fihinanany, ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.