Job 39:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba mety manompo anao va ny ombimanga, na handry ao am-pahitrao amin’ny alina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba mety manompo anao va ny ombimanga, na handry ao an-tranony amin’ny alina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanaiky hanompo anao ve ny ombimanga ka handry ao am-pahitrao amin’ny alina?
Malagasy Bible 1865
Mba mety manompo anao va ny ombimanga na handry ao am-pahitrao amin'ny alina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba mety manompo anao va ny ombimanga, na handry ao am-pahitrao amin’ny alina?
malagasy
Mba mety manompo anao va ny ombimanga na handry ao am-pahitrao amin'ny alina?