Job 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fieron’ny liona; eny, ny feon’ny liona masiaka ary ny nifin’ny liona tanora dia tapaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fieron’ny liona mbamin’ny feony mikotrokotroka, dia tankina, ary ny nifin’ny liona tanora dia voatorotoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na mierona toa liona izy na minaonaona toa tigra, dia tapatapahiny nify ireo toa biby masiaka ireo.
Malagasy Bible 1865
Ny feon'ny olona, eny, ny feon'ny liona masiaka, ary ny nifin'ny liona tanora dia ombotana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fieron’ny liona; eny, ny feon’ny liona masiaka ary ny nifin’ny liona tanora dia tapaka;
malagasy
Ny feon'ny olona, eny, ny feon'ny liona masiaka, ary ny nifin'ny liona tanora dia ombotana;