Job 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maty ny liona noho ny tsy fahitany remby ary mihahaka ny zanaky ny liom-bavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny tsy fisian-dremby dia maty ny lion-dahy, ary ny zanaky ny liom-bavy miely patrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lany remby ny bibidia ka maty; ary ny zanaky ny liom-bavy kosa miparitaka.
Malagasy Bible 1865
Mirenireny ny lion-dahy noho ny tsi-fahitany remby, ary miely ny zanaky ny liom-bavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maty ny liona noho ny tsy fahitany remby ary mihahaka ny zanaky ny liom-bavy.
malagasy
Mirenireny ny lion-dahy noho ny tsi-fahitany remby, ary miely ny zanaky ny liom-bavy.