Job 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy teny tonga tamiko mangingina ary ny sofiko dia nahare siosio avy taminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy teny misokosoko tonga tamiko ary ngonongonina malemy no hany ren’ny sofiko tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy teny izay tonga tamiko mangingina; ary bitsika malefaka no reko taminy.
Malagasy Bible 1865
Nisy teny tonga tamiko mangingina, ary ny sofiko nahare siosio avy taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy teny tonga tamiko mangingina ary ny sofiko dia nahare siosio avy taminy,
malagasy
Nisy teny tonga tamiko mangingina, ary ny sofiko nahare siosio avy taminy,