Job 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny eritreritra avy amin’ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny fahitana manjavozavo alina, tao anatin’ny fotoana mahasondrian-tory mafy ny olombelona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny eritreritra misafotofoto vokatry ny nofy amin’ny alina raha sondrian-tory ny olona,
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny eritreritra avy amin'ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny eritreritra avy amin’ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,
malagasy
Tamin'ny eritreritra avy amin'ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,