Job 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nisy tso-drivotra nandalo teo amin’ny tavako ka nampitsangam-bolo ny tenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia indro nisy fanahy nandalo teo anatrehako, ka nampitsangam-bolo ny tenako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy rivotra nisafo ny tavako ka nampihoron-koditra ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nisy tso-drivotra nandalo teo amin’ny tavako ka nampitsangam-bolo ny tenako.
malagasy
Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako.