Job 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijanona izy nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; nisy endri-javatra teo anoloan’ny masoko; nisy fahanginana, dia nandre feo aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitraka izy, tsy fantatro endrika velively dia toa matoatoa eo imasoko. Dia nisy fahanginana aloha, vao nandre feo aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy endrik’olona mitsangana nefa tsy fantatro, fa manjavozavo izy no teo anoloan’ny masoko. Dia nangina aloha, vao nisy niteny hoe:
Malagasy Bible 1865
Nijanona izy, nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; Nisy endri-javatra teo anoloan'ny masoko; Nisy fanginana, dia nandre feo aho nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijanona izy nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; nisy endri-javatra teo anoloan’ny masoko; nisy fahanginana, dia nandre feo aho hoe:
malagasy
Nijanona izy, nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; Nisy endri-javatra teo anoloan'ny masoko; Nisy fanginana, dia nandre feo aho nanao hoe: