Job 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho marina noho Andriamanitra va ny zanak’olombelona? Ho madio noho ny Mpanao azy va ny olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho marina va ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ho madio va ny olona, eo anoloan’ny Mpahary azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho marina sy ho madio ve ny olona eo anatrehan’Andriamanitra Mpahary azy?
Malagasy Bible 1865
Ho marina noho Andriamanitra va ny zanak'olombelona? Ho madio noho ny Mpanao azy va ny olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho marina noho Andriamanitra va ny zanak’olombelona? Ho madio noho ny Mpanao azy va ny olona?
malagasy
Ho marina noho Andriamanitra va ny zanak'olombelona? Ho madio noho ny Mpanao azy va ny olona?[Na: eo anatrehan']