Job 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, na ireo mpanompony aza dia tsy itokiany; eny, ireo irany aza dia ahitany fahadisoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa ny mpanompony aza, tsy itokiany, ary ny Anjeliny aza, ahitany tsiny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo ny mpanompony aza tsy atokiany, ary ny anjeliny mbola ahitany tsininy;
Malagasy Bible 1865
Indro, tsy matoky ireo mpanompony aza Izy, eny, ny anjeliny aza ataony ho tsy tonga ohatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, na ireo mpanompony aza dia tsy itokiany; eny, ireo irany aza dia ahitany fahadisoana,
malagasy
Indro, tsy matoky ireo mpanompony aza Izy, eny, ny anjeliny aza ataony ho tsy tonga ohatra.