Job 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa mainka izay mitoetra amin’ny trano tanimanga sady avy tamin’ny vovoka no niaviany ary mora poretina noho ny kalalao izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mainka izay olona monina an-trano fotaka ary vovoka ny fototra iorenany, ka hatao manjary vovoka toy ny voan’ny kalalao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa mainka fa izay olombelona mora potika toa tanimanga, sady vovo-tany no fiaviany! ka mety voaporitra tahaka ny fositra.
Malagasy Bible 1865
Koa mainka izay mitoetra ao an-trano tany, sady avy tamin'ny vovoka no nihaviany, ary mora poritra noho ny kalalao izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa mainka izay mitoetra amin’ny trano tanimanga sady avy tamin’ny vovoka no niaviany ary mora poretina noho ny kalalao izy!
malagasy
Koa mainka izay mitoetra ao an-trano tany, sady avy tamin'ny vovoka no nihaviany, ary mora poritra noho ny kalalao izy;[Heb. ao amin'ny vovoka fiorenany]