Job 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy sahy miteny aminao dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no hahavita izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny teniny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy sahy miteny aminao, satria sorena mafy ianao; nefa tsy azo atao ny hangina ela intsony.
Malagasy Bible 1865
Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy sahy miteny aminao dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no hahavita izany?
malagasy
Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?