Job 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro monja dia montsana izy; tsy misy misaina azy na dia levona mandrakizay aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva, dia voaringana izy; ary levona mandrakizay izy, nefa tsy ahoan’ny olona akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro monja no hahamontsana sy hahalevona azy mandrakizay; ka tsy hisy hahatandrintandrina akory.
Malagasy Bible 1865
Indray andro monja dia montsana izy; Tsy misy misaina azy, na dia levona mandrakizay aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro monja dia montsana izy; tsy misy misaina azy na dia levona mandrakizay aza izy.
malagasy
Indray andro monja dia montsana izy; Tsy misy misaina azy, na dia levona mandrakizay aza izy.Tsy voaongotra va ny kofehin-dainy ao aminy? Maty izy, nefa tsy mbola nanam-pahendrena.